Hiampita mankany amin'ny votoaty fototra

Deriv Trader

Manaova trading amin'ny Options eo amin'ny tsena ara-bola sy ny Derived Indices 24/7. Manomboha amin'ny 1 USD fotsiny, ary misafidiana karazana kontrata sy faharetana maro mifanaraka amin'ny paikady trading ampiasainao.

Nahoana no tsara ny trade amin'ny Deriv Trader

Mandraisa fanapahan-kevitra ara-trading hendry kokoa

Ataovy araka ny tianao ny chart-nao amin'ny alalan'ny technical indicators sy widget — izay ilainao rehetra mba hahatonga anao hanapa-kevitra tsara kokoa momba ny trading.

Trade araka izay tianao

Mifidiana amin'ny karazana trading maro samihafa azo ovaina, misy faharetan'ny kontrao mivaivay sy stake manomboka eo amin'ny 1 USD monja.

Mi-trade izay tianao, amin'ny fotoana tianao

Forex, commodities, vola crypto, Stock Indices, ary Derived Indices — na ny tsena iraisam-pirenena na ny tsena derived no mahaliana anao, dia hitanao eto izany rehetra izany.

Manaova varotra amin'ny dingana 4

Dingana 1

Mifidiana karazana trade

Mifidiana karazana trade

Dingana 2

Safidio ny asset

Safidio ny asset

Dingana 3

Araho ny tsipika grafika

Araho ny tsipika grafika

Dingana 4

Manaova trading

Manaova trading

Fanontaniana Mahazatra momba ny Deriv Trader

Tsia. Azo idirana amin'ny alalan'ny web browser eo amin'ny desktop sy mobile ny Deriv Trader, ka miantoka fahazoana miditra tsy misy sakana amin'ny fitaovana rehetra.
Azonao i-trade-ina 24/7 ny Synthetic Indices sy Cryptocurrencies, na dia amin'ny faran'ny herinandro aza.
Deriv Trader dia manome Stop Loss sy Take Profit mba hitantanana ho azy ny risika mety hitranga. Ho hitanao mazava ihany koa ny Payout sy ny risika mety hitranga alohan'ny hanaovanao trade.
Ny faharetan'ny trading dia mety ho eo anelanelan'ny 1 segondra sy 365 andro, mba hahafahanao mifidy ny paikady trading tianao.
Azonao atomboka ny trading eo amin'ny Deriv Trader na dia 1 USD monja aza, ka mora azon'ny mpiantomboka sy ny mpanao trading manan-traikefa.

Midira miaraka amin'ireo traders maherin'ny 3M
manerantany

Sokafy kaonty ao anatin'ny minitra vitsivitsy ka manombohana trade amin'ireo market maneran-tany — forex, stocks, indices, ary ny maro hafa.

WhatsApp